|
|
|
|

Teny iditra1  vorondra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vomanga: Mañano tsirim-borondra ka voho mitsimoke dia miolake
4 (manao tsirim-bomanga ka vao mitsimoka dia miolaka)
[Tanala] [1.78]
5 voamanga [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 Nom d'une herbe aquatique d'après Dandouau. [1.196]
Ohatra  7  Ary izao koa no anarany : vomanga, ovilava, vihazo, borokay, bokala, batata, vorondra, ambizo, tsomanga. [1.437#]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  9 ravim-borondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17