|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vorovoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy filaminana, safotofoto, saritaka [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20 fandri-borovoro

Teny iditra (2/2)21  vorovoro
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 ahitra maina [Taisaka] [1.78]
Voambolana  24  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09