Entry | 1 votsa saina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 votsa, saina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana |
Explanations in English |
5 [1.7] dull-witted |
Explanations in French |
6 [1.3] qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement 7 [1.8] bête, stupide |
Examples |
8 [2.558] Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. |
Synonyms | 9 donto saina |
Antonyms | 10 maladysaina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |