|
|
|
|

Teny iditra1  votsa vava
Singan-teny  2 votsa, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 slow of speech [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
8 enfant tardif à parler [1.3]
Ohatra  9  Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Tohi-kevitra  10 malady vava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02