|
|
|
|

Teny iditra1  vovobony
Singan-teny  2 vovoka, 3 vony
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 pollen [1.13]
Ohatra  7  Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  9  stigmaty
Kamban-teny rehetra  10 fandray vovobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09