|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vozonana |
| Fototeny | 2 vozona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Raisina amin' ny vozony
5 Terena hanaiky: Tsy novozonana ianao nanao an' io, ka amin' izany tanteraho hatramin' ny farany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be forced (taken by the neck)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu’on saisit par le cou ; que l’on contraint
[1.3] 8 qu'on force (en le tenant par le cou) [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|