|
|
|
|

Teny iditra1  vy tsy mikitrana irery
Singan-teny  2 vy, 3 tsy, 4 mikitrana, 5 irerỳ
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1]
Ohatra  8  Mba fotory lalindalina kokoa fa vy|tsy mikitrana irery anie vy|tsy mikitrana irery e! [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12