|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Y  ~  y    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy.
4 Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly
6 in recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon;
7 thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only] [1.75]
Fanazavàna teny frantsay  8 l'y n'est employé qu'à la fin des mots [1.20]
9 l'y ne s'emploie qu'à la fin des mots [1.104]
10 i et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin. [1.103]
Mpanahaka  11  abidy, 12  i
Kamban-teny rehetra  13 mpampitombo Y
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny abidia
Lahatsoratra  15 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)16  Y    
Sokajin-teny  17  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  18 Singa mivaingana, faha-39 amin'ny
19 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 Yttrium. [3.1]
Voambolana  21  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  22  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20