|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zairina |
| Fototeny | 2 zaitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko
5 Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be sewed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on coud
[1.8] |
| Ohatra |
8 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 rainazy, zairina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|