|
|
|
|

Teny iditra1 zana-bola
Singan-teny  2zanaka, 3vola
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 interest on money lent out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 intérêt de l'argent prété [1.8]
8 intérêt [1.13]
Ohatra  9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho. [1.384#]
10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#]
Voambolana  11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Lahatsoratra  12Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11