Entry | 1 zana-baratra |
Elementary words | 2 zanaka, 3 varatra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka [1.1] |
Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |