| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 zana-bola | 
| Singan-teny | 2zanaka, 3vola | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 interest on money lent out [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 intérêt de l'argent prété [1.8] 8 intérêt [1.13]  | 
| Ohatra | 
9 Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho.
[1.384#] 
 10 Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470#]  | 
| Voambolana | 11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | 
| Lahatsoratra | 12Randzavola: zana-bola ao amin' ny Baiboly | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |