Entry | 1 zanaka am-pielezana |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 zanaka, fielezana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo zanaky ny faritany na fiangonana iray ka tsy eo an-toerana fa miparitaka any amin' ny tanàna samihafa any noho ny fitadiavana na antony hafa |
Explanations in French |
5 [1.5] (zanaka ampielezana) littéralement "les enfants éparpillés". Les émigrés, la diaspora |
Vocabulary |
6 Sociology |
Quotes | 7 Texts mentioning zanaka am-pielezana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |