Entry | zana-tsirika | |
Elementary words | zana- (zanaka) ; tsirika | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Hazo noranitina ka nofehezina volomborona madinika ny tapany mba hitsoriahany rehefa alefa ao anatin' ny renitsirika [1.1] | |
Updated on 2023/12/09 |