|
|
|
|

Teny iditra1  zanatsoratra
Singan-teny  2 zanaka, 3 soratra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a written voyel [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 voyelle [1.13, 1.66.fr#972, 1.5]
7 une voyelle écrite [3.1]
Ohatra  8  s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528#71]
9  Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944#]
Voambolana  10  Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11