|
|
|
|

Teny iditra 1  zandary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokon' olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a gendarme [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 gendarme [1.8]
Ohatra  6  Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory. [2.472#78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26