|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hahia, hanifisana [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6  zaotra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Mpiray tam-po amin' ny vady, mitovy amin' ny Naotra (ny Z sy ny N renisoratra azo ampifanoloina):
9 Zao-dahy, Zao-bavy [1.1]

Fivaditsoratra  10 azotra, 11 ozatra, 12 tarazo, zaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17