| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 zaraina | 
| Fototeny | 2zara | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto Didiana: Zarao efatra ity paoma ity [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to be distributed, to be divided [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 qu'on partage, qu'on divise [1.8] 7 dividende [1.13]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa | 
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 15 azarina, 16 izarana, 17 zairana, 18 zaraina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |