|
|
|
|

Entry1  zatovovavy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  zatovo, vavy
Explanations in English  4  [1.7] a young woman
Explanations in French  5  [1.8] jeune fille
Examples  6  [2.356] Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady.
7  [2.643] Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a?

Updated on 2025/07/29