|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zavavy |
| Fototeny | 2 vavy |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 you (plur.) used between women
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vous (plur.) se dit entre femmes
[1.8] |
| Ohatra |
7 Vakana inona, ry zavavy?
[2.69]
8 Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. [2.895] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|