|
|
|
|

Entry1  zazahova
Elementary words  2  zaza, 3  hova
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Anarana nomena ny Hova na ny Andriana izay lasa babo tamin' ny ady an-trano maro fahizay ka tonga andevon' ny mpanjaka, na ireo verin-trosa na meloka tamin' ny fanjakana ka noverezin-jo [1.1]
Examples  6  Mangataka arahaba, toa zazahova. [2.69#]
7  Raha zazahova izy taloha ka andriana ny razany dia miverina amin' ny fiandrianany izy. [2.508#]
Vocabulary  8  Sociology
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Anagrams  10 vazahazo, 11 zazahova

Updated on 2025/10/11