|
|
|
|

Teny iditra1  zaza kamboty
Singan-teny  2 zaza, 3 kamboty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zaza maty ray sy reny [1.1]
Ohatra  6  Dia mamaky ny raharaha efa vita tamy ny volana lasa sy mampiseho izay toko ho mety amy ny fahazoana vola hamelomana ireo zazakamboty ireo. [2.59#]
Mpanahaka  7  zazakambotyila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02