|
|
|
|

Teny iditra1  zaza natsangana
Singan-teny  2 zaza, 3 atsangana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12