|
|
|
|

Entry1  zazavao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva
Explanations in English  4  [1.7] a new recruit; a new trainee
Explanations in French  5  [1.8] recrue; apprenti sans expérience
Examples  6  [4.27#] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
7  [2.472#] Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra.
Elementary words  8  zaza, vao

Updated on 2025/02/07