|
|
|
|

Teny iditra1  zerana
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako
5 Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra
6 Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12