|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zerô
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Jereo aotra [1.1#1058]
4 tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  5 zéro [1.4.fr#800]
Isam-pirenena  6 0 [3.1]
Ohatra  7  Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857#]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  9 aotra
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny isa
11  Fifanampiana
12  Fampitomboana
Lahatsoratra  13 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/2)14  zéro    
Sokajin-teny  15  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  16 zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4]

Fivaditsoratra  17 roze, zerô

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12