|
|
|
|

Teny iditra1  zinera
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voazera, nazera, navarina: Nozinera tao Ampamarinana ireo martiora [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeté à terre, précipité, battu [1.3#872]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voazera

Fivaditsoratra  10 Rezina, zinera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12