|
|
|
|

Teny iditra1  zinga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
4 Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
5 Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a dipper for water with a long handle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8]
8 Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196]
Ohatra  9  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470]
10  Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472]
11  Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09