|
|
|
|

Teny iditra1  zodrefy
Singan-teny  2 zotra, 3 refy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba famaritana ny fangitry ny teboka maromaro avy amin'ny fampitampitan-drefy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 cheminement [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  8 taridrefy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11