Entry | 1 Eorôpa |
Part of speech | 2 name (toponym) |
Vocabulary |
3 Geography: countries, people |
Explanations in Malagasy |
4 iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [1.13] |
Explanations in French |
5 Europe [1.13] |
Tables and plates |
6 Full list |
Updated on 2020/07/31 |