Entry | Evanjely | ||||
Part of speech | name (biblical) | ||||
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i Matio,
Marka,
Lioka ary
Joany
(na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Holy Scriptures | ||||
Origin | French: Évangile. | ||||
Other spellings | Evanjily | ||||
Biblical quotes | Chapters and verses mentioning Evanjely | ||||
Updated on 2023/02/21 |