Entry | angady (hady) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1] | ||||
Explanations in English | A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2] | ||||
A spade; [1.7] | |||||
Explanations in French | Bêche [1.8, 1.13] | ||||
Vocabulary | Tools | ||||
Synonyms | fangady | ||||
Compound words |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word angady | ||||
Anagrams | angady, gidana |
Updated on 2023/05/16 |