| Entry | 1 angivy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro [1.1] |
| Explanations in English |
4 the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see. [1.2] |
| Explanations in French |
5 (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Merina, Betsileo, Sihanaka, Betsimisaraka]
[1.196] |
| Examples |
6 Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha.
[2.245]
|
| All compound words | 7 3 combinations of this word |
| Vocabulary | 8 Botany: tree |
| Synonyms | 9 hery, roingivy, voangivy |
| Scientific name |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/11 |
|