|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misolo olona enti-manolo ny izy raha atao teny fameno:
4 Tia azy aoka izany ny reniny; 5 na raha atao milaza tompon-javatra: 6 Tonga hamangy an-dRakoto aho: azy ve itỳ 7 trano amoron-dalana itỳ? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 Him, her, it, them; his, hers, its, theirs.
9 Accusative and possessive case of izy. [1.2] 10 him, her, it, them (as object); his, hers, its, theirs [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Lui, elle, eux, le, la;
12 à lui, à elle, à eux; 13 c'est son tour ou leur tour. 14 Il est nécessaire d'ajouter ireo à azy 15 pour le pluriel, lorsque le sens n'est pas assez clair. 16 Tsy mahalala azy aho: je ne le connais pas. 17 Azy ity satroka ity: ce chapeau est à lui. 18 Azy ny mantsaka rano anio: c'est à son tour 19 d'aller chercher de l'eau aujourd'hui. 20 Nanasazy azy ireo ny mpitsara: le juge les a mis à 21 l'amende. [1.3] 22 Lui, elle, eux, à lui, à elle, à eux. [1.5] 23 lui, elle, les; à lui, à elle, à eux. [1.8] |
| Mpanahaka | 24 izy, 25 ny |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
27 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | azy, 28 iza, 29 zay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|