Entry | baibona | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||
Explanations in English | The end of a rivet [1.7] | ||
Explanations in French | Le bout à river [1.8] | ||
Vocabulary | Technology | ||
Compound words |
| ||
Entry | baibona | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1] | ||
Anagrams | baboina, baibona, bobaina |
Updated on 2023/07/19 |