Entry | dabolera | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1] | |
Explanations in English | The lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2] | |
Explanations in French | Doublure [1.3] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |
Origin | French: doublure. | |
Updated on 2020/07/31 |