Entry | diakra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: diacre. | |
Analogs | diakona | |
Anagrams | diakra, draika, driaka, kidara |
Updated on 2020/07/31 |