Entry |
doany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
|
| [Sihanaka]
Toerana fijoroana (fivavahana) [1.78]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [1.19]
|
Vocabulary |
Illustrations |
|
|
Entry |
doany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
|
Synonyms | |
Origin | French: douane.
|
|
Entry |
doany
(doana)
|
Part of speech | imperative of passive verb doanana
|
|