Entry | dridridridry | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana:
Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1] | |||||||||
Explanations in English | Same as dredridredry. [1.2] | |||||||||
Vocabulary | Sound | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Updated on 2020/07/31 |