Entry | fahafiry (firy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo? Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao [1.1] | |
Examples | Fahafiry izy? (What number is it?)
[1.2] | |
Updated on 2023/01/20 |