Entry | fiaikena (aiky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | Confession, admission, submission [1.7] | |
Explanations in French | Comme fiekena [1.3] | |
Confession, aveu, soumission [1.8] | ||
Explanations in Malagasy | Fanekena ny fahadisoan'ny tena [1.13] | |
Explanations in French | Aveu [1.13] | |
Examples | Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika
[4.27] | |
Vocabulary | Emotions | |
Updated on 2023/02/27 |