Entry | fihoakoaka (hoakoaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1] | |
Vocabulary | Sound | |
Updated on 2023/01/05 |