Entry | fitsimbadihana (tsimbadika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1] | |
Entry | fitsimbadihana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | Transposition [1.13] | |
Vocabulary | Mathematics: geometry | |
Updated on 2023/01/05 |