Entry | fononteny | |||
Elementary words | fono ; teny | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1] | |||
Explanations in French | Parenthèse [1.13, 1.5] | |||
Vocabulary | Linguistics | |||
Compound words |
| |||
Analogs | < > fononteny maranitra | |||
[ ] fononteny mahitsy | ||||
Tables and plates | Punctuation marks | |||
Updated on 2023/06/08 |