|
|
|
|

Entry1  goatemaltèka
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Geography: countries, people
Explanations in Malagasy  4  Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka
5  Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra [1.1]

Updated on 2020/07/31