Entry |
hafotope
|
Elementary words | ha- (hatra) ; fototra ; -pe (fe) |
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? [1.1]
|
| Eto amin' ny ravim-body [2.415]
|
Explanations in English | Up to the thighs. [1.2]
|
| Hip deep, hip high [1.7]
|
Explanations in French | Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses [2.415]
|
| Jusqu'aux hanches [1.8]
|
Examples | fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika.
[2.69]
|
Vocabulary |
|