Entry | inga | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao [1.1] | |
Explanations in English | An extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [1.2] | |
Vocabulary | Game | |
Synonyms | ainga | |
Entry | inga | |
Part of speech | passive verb | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Tsy ingako (Tsy avelako) [1.78] | |
Synonyms | ainga | |
Anagrams | angy, gina, inga |
Updated on 2020/07/31 |