|
|
|
|

Teny iditra1  iny
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 that [1.2#289, 1.7]
5 this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to.
6 It is also used when giving anythig to a person [1.2#289]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce, cet, cette [1.3#280, 1.8]
8 celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280]
Sampanteny 
Mpisolo anarana :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 7 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17