|
|
|
|

Teny iditra1  irony
Fototeny  2 iroa
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 those far away yonder (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3]
7 ceux-là, bien loin (visibles) [1.8]
Ohatra  8  Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
9  Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Tovy hevitra  10 iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12