|
|
|
|

Entry (1/2)1  itsy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1]
Explanations in English  4  that, not very close (in sight) [1.7]
Explanations in French  5  celui-là, pas bien loin (visible) [1.8]
Examples  6  aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69#]
Derivatives 
Pronouns :
All compound words  15  4 combinations of this word
Tables and plates  16  All the pronouns

Entry (2/2)17  itsy
Part of speech  18  adjective
Explanations in Malagasy  19  (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1]
Examples  20  Ka aok'itsy, anaka. [2.588#]
21  aoka itsy, aoka itsy. [2.285#]

Updated on 2025/10/08